Entrée lamina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   See lahatra, andalana [Richardson 1885]
Traduction française   organisation; arrangement, ordre, disposition [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; [FOFAFIPE: Haivola, page 43]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [Andraina: Mitaraina, page 224]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/04/06