Entrée |
filankevitra
(ila, hevitra)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [Rajemisa 1985]
|
| fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [Akademia 2005]
|
Morphologie |
filankevitra
filankevitro
filankevitrao
filankeviny
filankevitsika
filankevitray
filankevitrareo
filankevitr'
filankevi-
filankevitry
| |
-pilankevitra
-pilankevitro
-pilankevitrao
-pilankeviny
-pilankevitsika
-pilankevitray
-pilankevitrareo
-pilankevitr'
-pilankevi-
-pilankevitry
| |
|
Autres orthographes |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
filan-kevitra
(ila, hevitra)
|
Partie du discours | locution
|
Définition malgache | toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [Akademia 2000B]
|
Traduction française | accueil, renseignements [Akademia 2000B]
|
|