| Entrée | 1 filankevitra ambonin' ny mpitsara |
| Mots élémentaires | 2filana, 3hevitra, 4ambony, 5mpitsara |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara.
[1.62#404] |
| Vocabulaire | 8 Loi |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|