| Entrée (1/2) | 1 mpitsara |
| Radical | 2 tsara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a judge [1.7] |
| Explications en français |
6 juge [1.8] |
| Exemples |
7 Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao.
[2.324#]
8 dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#] |
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
| Article | 10 Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 11 Mpitsara |
| Partie du discours | 12 nom propre (livre biblique) |
| Explications en anglais |
13 Judges: one of the books of the Bible [2.996] |
| Explications en français |
14 Juges: un des livres de la Bible [2.996] |
| Vocabulaire | 15 Ecritures Saintes |
| Article | 16 Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 17 mpitsara, Mpitsara |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|