Entrée filankevitry > filankevitra (ila, hevitra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [Rajemisa 1985]
   fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [Akademia 2005]
Morphologie  
filankevitra
filankevitro
filankevitrao
filankeviny
filankevitsika
filankevitray
filankevitrareo
filankevitr'
filankevi-
filankevitry
-pilankevitra
-pilankevitro
-pilankevitrao
-pilankeviny
-pilankevitsika
-pilankevitray
-pilankevitrareo
-pilankevitr'
-pilankevi-
-pilankevitry
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  

Entrée filankevitry > filan-kevitra (ila, hevitra)
Partie du discours   expression
Définition malgache   toerana atonina hanontanian-javatra rehe [...] [texte complet dans Akademia 2001]
Définition française   accueil, renseignements [Akademia 2001]