Entrée | 1 filaza |
Radical | 2 laza |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 fomba entina milaza azo lazaina [1.1] |
Explications en français |
5 ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3#394] |
Exemples |
6 Hatao ahoana no filaza io any an-trano?
[2.117]
7 Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285] 8 Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245] 9 filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot filaza |
Citations | 16 Textes citant filaza |
Anagrammes | 17 falazy, 18 filaza |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |