Entrée filofosana (lofo)
Partie du discours nom
Définition malgache Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [Rajemisa 1985]

Entrée filofosana (lofo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [Rajemisa 1985]

2012/11/27