Entrée fingotra
Partie du discours nom
Définition malgache (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely nvozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy
¶ (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the part of the leg immediately above the ankle. Comp. fingana. [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] partie de la cheville. [David 1952 (takila F)]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée fingotra
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro toy ny kodiaran' ny fiarakodia, bisikilety... [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a climbing plant from which india rubber is obtained; india rubber. Vahea madagascariensis, Bojer. Same as fingitra. (Prov.) [Richardson 1885]
 rubber [Hallanger 1973]
Définition française caoutchouc [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Vahea madagascariensis

Entrée fingotra
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2017/03/10