Entrée olonolona (olona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a recluse. Reduplicate of olona [Richardson 1885]
Définition française action de se séparer, de s'isoler [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [Ndemahasoa: Antakay, page 29]

Entrée olon' olona (olona)
Partie du discours expression
Définition malgache mpanompo [Rajemisa 1985]
Définition française esclave [Abinal 1888]

2017/04/06