|
|
|
|

Entrée1  fipaka
Radical  2 paka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mipaka
5 Toetran' ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin' ny...: Tsy tsara ny fipakan' ny farafara amin' ny rindrina [1.1]

Anagrammes  6 fikapa, 7 fipaka, 8 pifaka

Mis à jour le 2025/09/12