|
|
|
|

Entrée1  firaisan-kina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  firaisana, hina
Explications en malgache  4  [1.1] Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray
Explications en anglais  5  [1.7] unity of purpose
Explications en français  6  [1.8] union d'efforts, solidarité
7  [1.13] [firaisankina] solidarité
Exemples  8  [2.895#78] Tsy atoroko anareo ny firaisankina.
9  [2.558] Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana
10  [1.369] Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa.
11  [2.996#43.3.9] Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina
12  [2.606#116] Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot firaisan-kina

Anagrammes  14  firaisan-kina, siranakanify

Mis à jour le 2025/07/29