Entrée | firaparapana (raparapa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |