| Entrée | 1 raparapa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|