|
|
|
|

Entrée1  firarazana
Mots élémentaires  2  firary, 3  razana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  toerana firariana, faniriana, fivavahana [Sihanaka] [1.78]
6  Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1]
Explications en anglais  7  see rary, anjoro. [1.2]
Tous les mots composés  8  2 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08