Entrée razana
Partie du discours   nom
Définition malgache   ny ray aman-dreny niaviana fahagola: [...]
¶ ny faty: Mandritra ny telo na efatra [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   an ancestor [Hallanger 1973]
Traduction française   les ancêtres, les aïeux [Abinal 1888]
   ancêtres [Rajemisa: Vakoka]
   ancêtre [Hallanger 1974]
Exemples  
1Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 71]
2Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [Andraina: Mitaraina, page 102]
3Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [Callet: Tantara]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
razana
razako
razanao
razany
razantsika
razanay
razanareo
razan'
razan-
razam-
raza-
-drazana
-drazako
-drazanao
-drazany
-drazantsika
-drazanay
-drazanareo
-drazan'
-drazan-
-drazam-
-draza-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Entrée razaña
Partie du discours   nom
Définition malgache   zaran' antsy, ets. [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2016/08/15