|
|
|
|

Entrée1  firesahana
Radical  2 resaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra
5 Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy
6 Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana
7 Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1]
Explications en français  8 l’action de causer [1.3]
Exemples  9  Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana. [2.4]
10  Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 firesahana, 13 harafesina

Mis à jour le 2025/11/02