Entrée fisambotra (sambotra)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1]
Exemples Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/14