Entrée sambotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
¶ Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
¶ Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
¶ Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise captive; a captive [Hallanger 1973]
Définition française prisonnier, captif [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2017/06/28