Entrée | 1 fisaonana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 saona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho |
Explications en anglais |
5 [1.7] mourning |
Explications en français |
6 [1.8] deuil |
Exemples |
7 [2.857#] ary ny fisaonana dia tsy misy. 8 [2.472#] Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. |
Article |
9 Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 10 anasofina, anofisana, fanasonia, fisaonana, nafosanay, nasafinao, nasafoany, nasafonay, nisafoana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |