Entrée fisedra (sedra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray [Rajemisa 1985]

Entrée fisedra
Partie du discours nom
Définition malgache singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana [SLP 1986]
Traduction française éprouvette [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31