Entrée sedra
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a trial
¶ tried or tested [Hallanger 1973]
Traduction française   éprouvé [Hallanger 1974]
Traduction française   épreuve [SLP: Voambolana]
Exemples   Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [Andraina: Mitaraina, page 241]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/07/07