| Entrée | 1 fiseho |
| Radical | 2 seho |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera
[1.1] |
| Explications en français |
5 Manière d’apparaître
[1.3#595] |
| Exemples |
6 Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho.
[2.4#]
7 Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#] |
| Combinaisons | 8 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fiseho |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|