|
|
|
|

Entrée1  fisiaka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  siaka
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina misiaka, mamoaka feo kely mikiririoka amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify.

Anagrammes  5  fisaika, fisiaka

Mis à jour le 2025/07/29