|
|
|
|

Entrée1  fisoirana
Radical  2 soitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisavasavana ny lavenona na ny vain'afo
5 amin'ny hazo kely lavalava; fakana voankazo amin'ny
6 hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. [1.1]

Anagrammes  fisoirana, 7 isiforana

Mis à jour le 2025/11/17