Entrée soitra
Partie du discours nom
Définition malgache Fanalana na fanesorana amin' ny hazo na zavatra marani-doha; fanotoan' ny omby amin' ny tandrony; fanilihana hihataka. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/09/27