Entrée fisondrotana (sondrotra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiakarana ambony, fisavoanana: Jereo ny fisondrotr'iry aroplanina.
¶ Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama.
¶ Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny.
¶ Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a promotion, a rise in dignity [Hallanger 1973]
Traduction française   promotion; augmentation [Hallanger 1974]
Synonymes   fisondrotra

Mis à jour le 2009/10/26