| Entrée | 1 fisongadinana |
| Radical | 2 songadina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiavahana tsara, fivongadinana:
5 Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity. 6 7 Fiboridanana: 8 Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. 9 [1.1] |
| Anagrammes | 10 fisangodinana, 11 fisongadinana |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|