| Entrée | 1 songadina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fihanjahanjana, fiboridanana Fiavahana tsara amin' ny hafa. [1.1] |
| Explications en français |
4 séparation, isolement nudité [1.3#630] |
| Exemples |
5 Ovako endrika araka ny ohatra ny teny nasongadina eo ankavia dia afenoko ny banga eo an' ila.
[2.445#]
|
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 23 sangodina, 24 songadina |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|