| Entrée | 1 fisononohana |
| Radical | 2 sononoka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra:
5 Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana. 6 7 Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: 8 Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. 9 [1.1] |
| Synonymes | 10 fisononoka |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|