| Entrée | 1 sononoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin' ny fahatanterahana [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|