| Entrée | 1 fisotroana |
| Radical | 2 sotro |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. [1.1] |
| Anagrammes | 5 anatsofory, 6 fanatorosy, 7 fisotroana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|