Entrée sotro
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a spoon [Hallanger 1973]
Définition française cuillère [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [Rajohanesa: Kintana]
2Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [Andraina: Mitaraina, page 174]

Entrée sotro
Partie du discours nom
Définition malgache Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
¶ enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [Rajemisa 1985]
Définition française action de boire [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée sotro
Partie du discours nom
Définition française appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Vocabulaire 
Nom scientifique Phylloxylon
Synonymes harahara ~ tsiavango ~ voafatra

2015/10/01