Entrée fisovohana (sovoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
¶ Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [Rajemisa 1985]

2009/02/23