Entrée sovòka
Partie du discours nom
Définition malgache Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena [Rajemisa 1985]

Entrée sovoka
Partie du discours nom
Définition malgache Aretin' ny vehivavy mifana, azo avy amin' ny hatsiaka [Rajemisa 1985]
Définition française maladie qui peut saisir les femmes apr [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Entrée sovoka
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatonan' ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin' ny fanafihana atao: Sovok' ady [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

2017/04/03