|
|
|
|

Entrée1  fitabatabana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tabataba
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io.
Explications en anglais  5  [1.2] a tumult, an outbreak, a disturbance.

Mis à jour le 2025/07/29