Entrée tabataba (taba)
Partie du discours nom
Définition malgache horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [Richardson 1885]
 noise, racketder [Hallanger 1973]
Traduction française bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [Abinal 1888]
 bruit, tapage [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [Rajohanesa: Kintana]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [Andraina: Mitaraina, page 77]

Entrée tabataba (taba)
Partie du discours nom
Définition malgache fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
¶ fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise political tumult [Richardson 1885]
Traduction française trouble, désordre [Abinal 1888]
Traduction anglaise political upheaval, civil disorder [Hallanger 1973]
Traduction française révolution, tumulte politique [Abinal 1888]
 tumulte politique, rébellion [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [Andraina: Mitaraina, page 207]

Mis à jour le 2020/07/31