|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitadidy
Radical  2 tadidy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mitadidy na mahatsiaro:
5 Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo
6 ny hafatra izay natahorany sao hadino.
[1.1]
Explications en français  7 manière de se souvenir [1.3#640]
Exemples  8  Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy. [2.895#31]

Entrée (2/2)9  fitadidy
Radical  10 tadidy
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12 Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary. [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17