Entrée tadidy
Partie du discours participe
Définition malgache Tsaroana, tsy hadino [Rajemisa 1985]
Définition anglaise remembered [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française recollected; talily is used in the provinces [Abinal 1888]
 dont on se souvient, rappelé [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ireto ny vitsivitsy tadidy. [Randriamamonjy: Tantara, page 338]
2Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [Rajemisa 1985]
3Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [Rabearivelo: Alahelo]
Dérivations 
Morphologie 
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
ho tadidy
ho tadidiko
ho tadidinao
ho tadidiny
ho tadidintsika
ho tadidinay
ho tadidinareo
ho tadidin'
ho tadidin-
ho tadidim-
tadidio

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Définition malgache Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [Rajemisa 1985]

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka, Tanosy] angano [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] lovantsofina, tantara [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] fitadidiana [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise  [Provincial] a tale, a story, a fable. See angano [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Provincial] business, the question in hand [Richardson 1885]
Dérivations 
Synonymes talily

2017/03/27