|
|
|
|

Entrée1  fitaizana
Radical  2 taiza
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. . [1.1]
5 asa fanabeazana. [1.13]
Explications en anglais  6 the act of nursing or caring for. [1.7]
Explications en français  7 action de nourrir, de soigner. [1.8]
8 éducation. [1.13]
Exemples  9  ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? [2.356#]
10  na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#]
Vocabulaire  11  Santé
Tous les mots composés  12  3 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/11