Entrée fitakizinana (takizina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitoerana amin'ny maizina: Itondray jiro haingana, ry Bozy, fa lalina ity fitakizinana ity! [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31