Entrée takizina (izina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
¶ Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/12/04