|
|
|
|

Entrée1  fitalapetrahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  talapetraka
Explications en malgache  4  [1.1] Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana.
Explications en français  5  [1.3#656] l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu

Mis à jour le 2025/07/29