Entrée (1/2) | 1 fitandremana |
Radical | 2 tandrina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika. Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo. Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy. Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [1.1] |
Explications en anglais |
5 the act of caring for [1.7] |
Explications en français |
6 action de surveiller, de prendre soin [1.8] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 fitandremana |
Radical | 9 tandrina |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en anglais |
11 a parish [1.7] |
Explications en français |
12 paroisse [1.8] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |