|
|
|
|

Entrée1  fitaovana
Radical  2 tao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
5 Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1]
Explications en anglais  6 [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2]
7 arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7]
Explications en français  8 matériel [1.8, 1.13]
9 armes et matériel de guerre ; instruments [1.8]
10 appareil [1.13]
Exemples  11  Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117#]
12  Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#]
13  Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#]
Vocabulaire  14  Outils 15  Militaire
Tous les mots composés  16  18 combinaisons de ce mot

Anagrammes  17 afa-tavony, 18 fiavotana, 19 fitaovana, 20 tafaviona

Mis à jour le 2025/11/17