Entrée tao (ao)
Partie du discours   adverbe au passé [liste]
Définition malgache   Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985]
Analogie   ao

Entrée tao
Partie du discours   nom
Définition malgache   Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985]
Traduction française   travail, action [Rajaonarimanana 1995]
Traduction française   ¶ taozava-baventy fanodinana: industrie de transformation
¶ taozavatra madinika: petit artisanat [SLP: Voambolana]
Dérivations  

Entrée tao
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985]
Traduction française   préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations  

Entrée tao
Partie du discours   nom
Définition malgache   fitondrana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entrée taò
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   ity [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Synonymes  

Mis à jour le 2013/12/18