Entrée fitarika (tarika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko [Rajemisa 1985]

2009/02/23