Entrée tarika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fisintonana, fanaovana izay hisarihana z [...]
¶ Fitaomana
¶ Fanoroana lalana, fitondrana
¶ Antokon' olona miaraka milalao, mihira n [...]
¶ Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-b [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [Hallanger 1973]
Traduction française   action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [Hallanger 1974]
Traduction française   équipe, classe, groupe, traction, lignée [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 48]
2Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [FOFAFIPE: Rosovola, page 4]
3Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [Randriamamonjy: Tantara, page 49]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée tarika
Partie du discours   nom
Définition malgache   andriana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/04/03