Entrée fitebitebena (tebiteby)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23