Entrée tebiteby
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa h [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   apprehension, fear and trembling [Hallanger 1973]
Traduction française   appréhension, inquiétude; trouble [Hallanger 1974]
Exemples   Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 62]
Hoy aho feno tebiteby. [Andriamalala: Ranomasina, page 46]
Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 226]
Vocabulaire  
Dérivations  

Mis à jour le 2013/07/17