| Explications en malgache | 4   Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana
 Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto
 Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso"
 (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1]
 
 |